Thu Dec 15 2016 18:36:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:36:12 +03:00
parent 16d3ebf8b5
commit 00993ef16f
4 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 De tonga takagne Betesda izarô. Ary nise olona simaita reka nandôn'olona taman'iJesosy ary nengavine Ize mba iisatra ananje. Nandone taman'ny tagnane lae simaita de niala takô antanàna izarô, nandorane ny mason'ny simaita de nametraane tagnana ary nadinane oe: "Naita raa va anô?"
\v 22 De tonga takagne Betesda izarô. Ary nise olona simaita reka nandôn'olona taman'iJesosy ary nengavine Ize mba iisatra ananje. \v 23 Nandone taman'ny tagnane lae simaita de niala takô antanàna izarô, nandorane ny mason'ny simaita de nametraane tagnana ary nadinane oe: "Naita raa va anô?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 De nagnintigna ize ka nizaka oe: "Maita olona ao fa kara kakazo madiandia." Natefan'i Jesosy takiô aman'ny masony ndreka ny tagnane ka reefa nanoitra sara ny sinaita, de niarina taman'ny lôniny ny fagnintegnane, ary itane niariare ny raha reetra. De nasen'i Jesosy node ize ary norarane siierigna akô antànana.
\v 24 De nagnintigna ize ka nizaka oe: "Maita olona ao fa kara kakazo madiandia." \v 25 Natefan'i Jesosy takiô aman'ny masony ndreka ny tagnane ka reefa nanoitra sara ny sinaita, de niarina taman'ny lôniny ny fagnintegnane, ary itane niariare ny raha reetra. \v 26 De nasen'i Jesosy node ize ary norarane siierigna akô antànana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Dila ndreka Jesosy sy ny mpianane ninga akagne amin'ny tananan'i Kaisara Filipo. Takegne anketogna de nagnadina anjarô Ize. Mbaran'olona zove ma ao? Nise nizaka :"Jaona pmagnano batisa", ny sasane nizaka oe: "Elia" ary ny sasane indreka: "Reka aman'ny mpaminagne."
\v 27 \v 28 Dila ndreka Jesosy sy ny mpianane ninga akagne amin'ny tananan'i Kaisara Filipo. Takegne anketogna de nagnadina anjarô Ize. Mbaran'olona zove ma ao? Nise nizaka :"Jaona mpagnano batisa", ny sasane nizaka oe: "Elia" ary ny sasane indreka: "Reka aman'ny mpaminagne."

View File

@ -163,6 +163,8 @@
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"08-22",
"08-24",
"09-47",
"09-49",
"10-05",