2016-12-12 06:25:03 +00:00
|
|
|
\c 3 \v 1 De niditra tio amin'ny Synagoga indreka Jesosy ary nisy lilae narare tagnana takiô. \v 2 Nandigne izay ataon'i Jesosy izarô mpagnajaka satria Sabata ny andro. Nozahavan-jarô Jesosy na anasitrana amin'ny andro Sabata na sia.
|