Fri Apr 12 2019 15:21:13 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 15:21:13 +03:00
parent 57ec1c2488
commit e1d719be73
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary sy sitrana izy: \v 10 "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. \v 11 Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny velona; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho. (Fanamarihana: "ireo mponin'izao tontolo izao." Ny ankamaroan'ny dika vaovao dia manana io dika io. Ireo dikan-teny Hebreo Taloha dia misy hoe: "ireo mponina eo amin'ny toerana tsy misy." (izany hoe: voafetra ny fisiany)) \v 9 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary ary sitrana izy: \v 10 "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. \v 11 Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny velona; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho. (Fanamarihana: "ireo mponin'izao tontolo izao." Ny ankamaroan'ny dika vaovao dia manana io dika io. Ireo dikan-teny Hebreo Taloha dia misy hoe: "ireo mponina eo amin'ny toerana tsy misy." (izany hoe: voafetra ny fisiany))

View File

@ -64,7 +64,6 @@
"38-01", "38-01",
"38-04", "38-04",
"38-07", "38-07",
"38-09",
"38-12", "38-12",
"38-14", "38-14",
"38-16", "38-16",