From e1d719be73ea51ca8c6cb4640786263cade48995 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 12 Apr 2019 15:21:13 +0300 Subject: [PATCH] Fri Apr 12 2019 15:21:13 GMT+0300 (Russie TZ 2) --- 38/09.txt | 2 +- manifest.json | 1 - 2 files changed, 1 insertion(+), 2 deletions(-) diff --git a/38/09.txt b/38/09.txt index 78faee0c..fa758032 100644 --- a/38/09.txt +++ b/38/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary sy sitrana izy: \v 10 "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. \v 11 Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny velona; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho. (Fanamarihana: "ireo mponin'izao tontolo izao." Ny ankamaroan'ny dika vaovao dia manana io dika io. Ireo dikan-teny Hebreo Taloha dia misy hoe: "ireo mponina eo amin'ny toerana tsy misy." (izany hoe: voafetra ny fisiany)) \ No newline at end of file +\v 9 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary ary sitrana izy: \v 10 "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. \v 11 Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny velona; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho. (Fanamarihana: "ireo mponin'izao tontolo izao." Ny ankamaroan'ny dika vaovao dia manana io dika io. Ireo dikan-teny Hebreo Taloha dia misy hoe: "ireo mponina eo amin'ny toerana tsy misy." (izany hoe: voafetra ny fisiany)) \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index fb56b2b1..a1ccdef6 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -64,7 +64,6 @@ "38-01", "38-04", "38-07", - "38-09", "38-12", "38-14", "38-16",