Fri Apr 12 2019 17:51:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 17:51:01 +03:00
parent ac4c62c00d
commit df9c1ab1f8
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.
\v 8 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. \v 9 Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."]
\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."]

View File

@ -77,6 +77,7 @@
"53-04",
"53-05",
"53-06",
"53-07"
"53-07",
"53-08"
]
}