Fri Apr 12 2019 17:49:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)
This commit is contained in:
parent
a47bb85ad1
commit
ac4c62c00d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.
|
||||
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.
|
Loading…
Reference in New Issue