Fri Apr 12 2019 17:47:01 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 17:47:01 +03:00
parent 295d78804b
commit a47bb85ad1
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Nampahoriana izy; kanefa mbola nanetry tena ihany, tsy nanokatra ny vavany izy, tahaka ny zanak'ondry izay tarihiny ho any amin'ny famonoana; sy tahaka ny ondry izay mangina manoloana ny mpanety azy, no tsy nanokafany ny vavany.
\v 7 Nampahoriana izy; kanefa mbola nanetry tena ihany, tsy nanokatra ny vavany izy; tsy nanokatra ny vavany tahaka ny zanak'ondry izay tarihina ho any amin'ny famonoana; sy tahaka ny ondry izay mangina manoloana ny mpanety azy izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy, moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy, noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.
\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.

View File

@ -76,6 +76,7 @@
"53-03",
"53-04",
"53-05",
"53-06"
"53-06",
"53-07"
]
}