auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-13 17:30:37 +13:00 committed by root
parent a04417cb33
commit ddfa3cc4a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo dia entin'ny biby fiompy sy biby folahina. Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta-mavesatra ho an'ny biby reraka.\v 2 Miara-miondrika izy ireo, miara-mandoalika; ka tsy mahavonjy ny entany, ary izy ireo dia efa lasan-ko babo.
\v 1 Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo dia entin'ny biby fiompy sy biby folahina. Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta-mavesatra ho an'ny biby reraka.\v 2 Miara-miondrika izy ireo, miara-mandohalika; ka tsy mahavonjy ny entany, ary izy ireo dia efa lasan-ko babo.