diff --git a/46/01.txt b/46/01.txt index b6c3acff..d2a2abe7 100644 --- a/46/01.txt +++ b/46/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo dia entin'ny biby fiompy sy biby folahina. Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta-mavesatra ho an'ny biby reraka.\v 2 Miara-miondrika izy ireo, miara-mandoalika; ka tsy mahavonjy ny entany, ary izy ireo dia efa lasan-ko babo. \ No newline at end of file +\v 1 Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo dia entin'ny biby fiompy sy biby folahina. Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta-mavesatra ho an'ny biby reraka.\v 2 Miara-miondrika izy ireo, miara-mandohalika; ka tsy mahavonjy ny entany, ary izy ireo dia efa lasan-ko babo. \ No newline at end of file