Fri Apr 12 2019 20:36:38 GMT-1200 (Dateline Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-04-12 20:36:39 -12:00
parent 9e2996a5ce
commit dc72d4e737
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Nahoana ianao, ry Jakoba, no niteny sy nanambara tamin'Israely hoe: "Ny lalako dia miafina amin'i Yaveh, ary ny Andriamanitro dia tsy voakasiky ny fahamarinako?" \v 28 Tsy fantatrareo ve? Tsy rehinareo ve? Ilay Andriamanitra maharitra mandrakizay, Yaveh, ilay namorina ireo vazan-tany, dia tsy vizana na reraka; tsy misy fetrany ny fahalalany.
\v 27 Nahoana ianao, ry Jakoba, no niteny sy nanambara tamin'Israely hoe: "Ny lalako dia miafina amin'i Yaveh, ary ny Andriamanitro dia tsy voakasiky ny fahamarinako?" \v 28 Tsy fantatrareo ve? Tsy renareo ve? Ilay Andriamanitra maharitra mandrakizay, Yaveh, ilay namorona ireo vazan-tany, dia tsy vizana na reraka; tsy misy fetrany ny fahalalany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Manome hery ny reraka Izy; ary manome hery vao ho an'izay marary. \v 30 Na ny tanora aza dia ho lasa vizana sy reraka, ary ireo zatovo dia ho tafintohina ka hianjera: \v 31 Fa ireo izay miandry an'i Yaveh dia hanavao ny herin'izy ireo; hanidina amin'ny elatr'ireo voromahery izy ireo; hiazakazaka izy ireo ka tsy ho reraka; handeha izy ireo ary tsy ho torana.
\v 29 Manome hery ny reraka Izy; ary manome hery vao ho an'izay marary. \v 30 Na ny tanora aza dia ho lasa vizana sy reraka, ary ireo zatovo dia ho tafintohina ka hianjera: \v 31 Fa ireo izay miandry an'i Yaveh dia hanavao ny herin'izy ireo; hanidina amin'ny elatra toy ny voromahery izy ireo; hiazakazaka izy ireo ka tsy ho reraka; handeha izy ireo ary tsy ho torana.

View File

@ -70,6 +70,8 @@
"40-18",
"40-21",
"40-23",
"40-25"
"40-25",
"40-27",
"40-29"
]
}