Fri Apr 12 2019 20:34:38 GMT-1200 (Dateline Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-04-12 20:34:39 -12:00
parent 37b3e43085
commit 9e2996a5ce
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nampihena ireo mpanapaka toy ny tsy misy Izy ary nanao ireo mpanapaky ny tany ho tsy misy dikany. \v 24 Vao novolena izy ireo, vao nafafy, ny sampan'ireo dia vao namaka tamin'ny tany, rehefa mitsoka eo amin'izy ireo Izy ka malazo ireo, ary nentin'ny rivotra toy mololo izy ireo.
\v 23 Nampihena ireo mpanapaka toy ny tsy misy Izy ary nanao ireo mpanapaky ny tany ho tsy misy dikany. \v 24 Vao novolena izy ireo, vao nafafy, ny sampan'ireo dia vao namaka tamin'ny tany, rehefa nitsoka teo amin'izy ireo Izy ka nalazo ireo, ary nentin'ny rivotra toy mololo izy ireo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Amin'iza izany no hampitahainao Amiko, iza no mitovy Amiko?" hoy Ilay Masina. \v 26 Jereo ny lanitra! Iza no namorona ny kintana rehetra ireo? Mamoaka azy ireo amin'ny filaharany Izy ary miantso azy rehetra amin'ny anarany. Tamin'ny halebehin'ny heriny sy tamin'ny tanjaky ny fahefany, dia tsy nisy iray tsy nipoitra.
\v 25 Amin'iza izany no hampitahainao Amiko, iza no mitovy Amiko?" hoy Ilay Masina. \v 26 Jereo ny lanitra! Iza no namorona ireo kintana rehetra ireo? Mamoaka azy ireo amin'ny filaharany Izy ary miantso azy rehetra amin'ny anarany. Tamin'ny halehiben'ny heriny sy tamin'ny tanjaky ny fahefany, dia tsy nisy iray tsy nipoitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Nahoana ianao ry Jakoba no niteny sy nanambara tamin'Israely hoe: "Ny lalako dia miafina amin'i Yaveh, ary ny Andriamanitro dia tsy voakasiky ny fahamarinako?" \v 28 Tsy fantatrareo ve? Tsy rehinareo ve? Ilay Andriamanitra maharitra mandrakizay, Yaveh, ilay namorina ireo vazan-tany, dia tsy vizana na reraka; tsy misy fetrany ny fahalalany.
\v 27 Nahoana ianao, ry Jakoba, no niteny sy nanambara tamin'Israely hoe: "Ny lalako dia miafina amin'i Yaveh, ary ny Andriamanitro dia tsy voakasiky ny fahamarinako?" \v 28 Tsy fantatrareo ve? Tsy rehinareo ve? Ilay Andriamanitra maharitra mandrakizay, Yaveh, ilay namorina ireo vazan-tany, dia tsy vizana na reraka; tsy misy fetrany ny fahalalany.

View File

@ -68,6 +68,8 @@
"40-13",
"40-15",
"40-18",
"40-21"
"40-21",
"40-23",
"40-25"
]
}