Sun Apr 14 2019 10:58:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 10:58:50 +03:00
parent 8b5d966217
commit d7fe2d02df
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 62 \v 1 \v 2 Nohon'ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho, ary nohon'ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom-bava aho, mandra-pivoahan'ny fahamarinana mamirapiratra, ary ny famonjeny toy ny fanilo mandoro. Hahita ny fahamarinanao ireo firenena, ary ny mpanjaka rehetra ny voninahitrao. Ho antsoina amin'ny anarana vaovao ianao izay ho safidian'i Yaveh.
\c 62 \v 1 Nohon'ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho, ary nohon'ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom-bava aho, mandra-pivoahan'ny fahamarinana mamirapiratra, ary ny famonjeny toy ny fanilo mandoro. \v 2 Hahita ny fahamarinanao ireo firenena, ary ny mpanjaka rehetra ny voninahitrao. Ho antsoina amin'ny anarana vaovao ianao izay ho safidian'i Yaveh.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao. Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe: "Nilaozana"; na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe: "Lao." Fa kosa, ho antsoina hoe: "Ilay sitrako ," ary ny taninao hoe: "Manambady," satria sitrak'i Yaveh ianao, ary hanambady ny taninao.
\v 3 Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao. \v 4 Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe: "Nilaozana"; na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe: "Lao." Fa kosa, ho antsoina hoe: "Ilay sitrako ," ary ny taninao hoe: "Manambady," satria sitrak'i Yaveh ianao, ary hanambady ny taninao.

View File

@ -1 +1 @@
Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy marina, dia hanambady anao koa ireo zanakao lahy, ary toy ny mpampa
\v 5 Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy marina, dia hanambady anao koa ireo zanakao lahy, ary toy ny mpampakatra mifaly amin'ny ampakariny, no hifalian'ny Andriamanitrareo aminareo.

1
62/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 Nametrahako mpiambina teo amin'ireo mandanao, ry Jerosalema; tsy mangina izy ireo andro sy alina. Ianao izay