From d7fe2d02df6eadb9f3f0cae8ff013ead5a377a28 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sun, 14 Apr 2019 10:58:50 +0300 Subject: [PATCH] =?UTF-8?q?Sun=20Apr=2014=202019=2010:58:50=20GMT+0300=20(?= =?UTF-8?q?FLE=20(heure=20d=E2=80=99=C3=A9t=C3=A9))?= MIME-Version: 1.0 Content-Type: text/plain; charset=UTF-8 Content-Transfer-Encoding: 8bit --- 62/01.txt | 2 +- 62/03.txt | 2 +- 62/05.txt | 2 +- 62/06.txt | 1 + 4 files changed, 4 insertions(+), 3 deletions(-) create mode 100644 62/06.txt diff --git a/62/01.txt b/62/01.txt index 442605fe..98ad27b9 100644 --- a/62/01.txt +++ b/62/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 62 \v 1 \v 2 Nohon'ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho, ary nohon'ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom-bava aho, mandra-pivoahan'ny fahamarinana mamirapiratra, ary ny famonjeny toy ny fanilo mandoro. Hahita ny fahamarinanao ireo firenena, ary ny mpanjaka rehetra ny voninahitrao. Ho antsoina amin'ny anarana vaovao ianao izay ho safidian'i Yaveh. \ No newline at end of file +\c 62 \v 1 Nohon'ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho, ary nohon'ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom-bava aho, mandra-pivoahan'ny fahamarinana mamirapiratra, ary ny famonjeny toy ny fanilo mandoro. \v 2 Hahita ny fahamarinanao ireo firenena, ary ny mpanjaka rehetra ny voninahitrao. Ho antsoina amin'ny anarana vaovao ianao izay ho safidian'i Yaveh. \ No newline at end of file diff --git a/62/03.txt b/62/03.txt index a49e26d3..b37ef607 100644 --- a/62/03.txt +++ b/62/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao. Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe: "Nilaozana"; na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe: "Lao." Fa kosa, ho antsoina hoe: "Ilay sitrako ," ary ny taninao hoe: "Manambady," satria sitrak'i Yaveh ianao, ary hanambady ny taninao. \ No newline at end of file +\v 3 Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao. \v 4 Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe: "Nilaozana"; na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe: "Lao." Fa kosa, ho antsoina hoe: "Ilay sitrako ," ary ny taninao hoe: "Manambady," satria sitrak'i Yaveh ianao, ary hanambady ny taninao. \ No newline at end of file diff --git a/62/05.txt b/62/05.txt index 858d2a2c..ab77ddb2 100644 --- a/62/05.txt +++ b/62/05.txt @@ -1 +1 @@ -Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy marina, dia hanambady anao koa ireo zanakao lahy, ary toy ny mpampa \ No newline at end of file +\v 5 Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy marina, dia hanambady anao koa ireo zanakao lahy, ary toy ny mpampakatra mifaly amin'ny ampakariny, no hifalian'ny Andriamanitrareo aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/62/06.txt b/62/06.txt new file mode 100644 index 00000000..cc512b7c --- /dev/null +++ b/62/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 \v 7 Nametrahako mpiambina teo amin'ireo mandanao, ry Jerosalema; tsy mangina izy ireo andro sy alina. Ianao izay \ No newline at end of file