Sun Apr 14 2019 12:17:37 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 12:17:37 +03:00
parent 03be3edf2d
commit c601beea4e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Fa izao dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hibedy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mangoraka anareo.
\v 9 Fa izao dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hiteny mafy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mamindra fo anareo.

View File

@ -89,6 +89,7 @@
"54-04",
"54-05",
"54-07",
"54-09",
"54-11",
"54-13",
"54-15",