diff --git a/54/09.txt b/54/09.txt index 64cfbca4..d27e15a5 100644 --- a/54/09.txt +++ b/54/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Fa izao dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hibedy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mangoraka anareo. \ No newline at end of file +\v 9 Fa izao dia tahaka ny tondra-dranon'i Noa Amiko: tahaka ny nianianako fa ny tondra-dranon'i Noa dia tsy handalo amin'ny tany intsony, no hianianako fa tsy ho tezitra aminareo na hiteny mafy anareo Aho. \v 10 Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo, na ny fiadanako mahatoky ho voaozongozona—hoy i Yaveh, izay mamindra fo anareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7aa6947b..e4a675cd 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -89,6 +89,7 @@ "54-04", "54-05", "54-07", + "54-09", "54-11", "54-13", "54-15",