auto save
This commit is contained in:
parent
02d2af134e
commit
bf5bf1e3cb
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, ary hikotrika ireo atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.
|
\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, hanatody sy hikotrika ireo atodiny, hikotrika ary hiaro ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ireo papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.
|
Loading…
Reference in New Issue