auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-12 04:27:23 -04:00 committed by root
parent 1b1fd42b32
commit 02d2af134e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, mandry ary hikotrika ireo atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.
\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, ary hikotrika ireo atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.