diff --git a/34/13.txt b/34/13.txt index 7639a80f..c277c58c 100644 --- a/34/13.txt +++ b/34/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, mandry ary hikotrika ireo atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany. \ No newline at end of file +\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amiana no eo amin'ny fiarovana mafiny. Ho fitoeran'ireo ambodia izany, sy toeran'ireo ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any ary hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao akany, ary hikotrika ireo atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany. \ No newline at end of file