auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-13 15:02:34 -04:00 committed by root
parent f17ab88154
commit bbc51ee9ec
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay miaina mandrakizay, masina ny anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa izay fanahy torotoro sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Savao ny lalana! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina rehetra!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay miaina mandrakizay, masina ny anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa izay fanahy torotoro sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.