auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-13 15:02:34 -04:00 committed by root
parent cbffe8104c
commit f17ab88154
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary! amboary! ! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay miaina mandrakizay, masina ny anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa izay fanahy torotoro sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay miaina mandrakizay, masina ny anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa izay fanahy torotoro sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.