Fri Apr 12 2019 11:40:26 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 11:40:26 +03:00
parent fef95ea998
commit b861ad569f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 38 \v 1 \v 2 \v 3 Tamin'ireo andro ireo i Hezekia dia narary mafy efa eo andalam-pahalasana. Koa tonga teo aminy, i Isaia zanaka lahin'i Amosa, ary nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Yaveh: "Alamino ny tranonao; fa ho faty ianao, fa tsy ho velona." Avy eo i Hezekia dia nanodina ny tavany nankany amin'ny rindrina ary nivavaka tamin'i Yaveh. Hoy izy: "Mba tsarovy re ry Yaveh,
\c 38 \v 1 \v 2 \v 3 Tamin'ireo andro ireo i Hezekia dia narary mafy efa eo andalam-pahalasana. Koa tonga teo aminy, i Isaia zanaka lahin'i Amosa, ary nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Yaveh: "Alamino ny tranonao; fa ho faty ianao, fa tsy ho velona." Avy eo i Hezekia dia nanodina ny tavany nankany amin'ny rindrina ary nivavaka tamin'i Yaveh. Hoy izy: "Mba tsarovy re ry Yaveh, ny nandehanako am-pitokiana tamin'ny foko manontolo teo anatrehanao, sy ny nanaovako ny tsara teo imasonao." Ary nitomany mafy i Hezekia avy eo.

1
38/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Ary tonga tamin'i Isaia ny tenin'i Yaveh