diff --git a/38/01.txt b/38/01.txt index 4da0b2a6..b466cb1f 100644 --- a/38/01.txt +++ b/38/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 38 \v 1 \v 2 \v 3 Tamin'ireo andro ireo i Hezekia dia narary mafy efa eo andalam-pahalasana. Koa tonga teo aminy, i Isaia zanaka lahin'i Amosa, ary nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Yaveh: "Alamino ny tranonao; fa ho faty ianao, fa tsy ho velona." Avy eo i Hezekia dia nanodina ny tavany nankany amin'ny rindrina ary nivavaka tamin'i Yaveh. Hoy izy: "Mba tsarovy re ry Yaveh, \ No newline at end of file +\c 38 \v 1 \v 2 \v 3 Tamin'ireo andro ireo i Hezekia dia narary mafy efa eo andalam-pahalasana. Koa tonga teo aminy, i Isaia zanaka lahin'i Amosa, ary nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Yaveh: "Alamino ny tranonao; fa ho faty ianao, fa tsy ho velona." Avy eo i Hezekia dia nanodina ny tavany nankany amin'ny rindrina ary nivavaka tamin'i Yaveh. Hoy izy: "Mba tsarovy re ry Yaveh, ny nandehanako am-pitokiana tamin'ny foko manontolo teo anatrehanao, sy ny nanaovako ny tsara teo imasonao." Ary nitomany mafy i Hezekia avy eo. \ No newline at end of file diff --git a/38/04.txt b/38/04.txt new file mode 100644 index 00000000..c319a9d0 --- /dev/null +++ b/38/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 \v 5 \v 6 Ary tonga tamin'i Isaia ny tenin'i Yaveh \ No newline at end of file