Mon Apr 15 2019 12:25:15 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-15 12:25:15 +03:00
parent ccef54a296
commit b73d08ccfb
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Fa hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina any avaratra kosa izy ireo, ary hiara-hambabo ny vahoaka any antsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba izy ireo, ary hankatoa azy ireo ny vahoakan'i Amona. \v 15 Hamotika tanteraka any sakeli-dranomasin'i Egypta i Yaveh. Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy ary hanasaraka izany ho sampana fito, ka afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany.
\v 14 Fa hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina any avaratra kosa izy ireo, ary hiara-hambabo ny vahoaka any antsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba izy ireo, ary hankatoa azy ireo ny vahoakan'i Amona. \v 15 Hamotika tanteraka any sakeli-dRanomasin'i Egypta i Yaveh. Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy ary hanasaraka izany ho sampana fito, ka afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Hisy lalam-be ho an'ny sisa amin'ny vahoakany izay miverina avy any Asyria, toy ny ny nisian'izany ho an'Israely tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta.
\v 16 Hisy lalam-be ho an'ny sisa amin'ny vahoakany izay miverina avy any Asyria, toy ny nisian'izany ho an'Israely tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta.

View File

@ -52,9 +52,9 @@
"11-03",
"11-06",
"11-08",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"28-title",
"28-01",
"28-03",