diff --git a/11/14.txt b/11/14.txt index 1027e44e..288a5994 100644 --- a/11/14.txt +++ b/11/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Fa hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina any avaratra kosa izy ireo, ary hiara-hambabo ny vahoaka any antsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba izy ireo, ary hankatoa azy ireo ny vahoakan'i Amona. \v 15 Hamotika tanteraka any sakeli-dranomasin'i Egypta i Yaveh. Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy ary hanasaraka izany ho sampana fito, ka afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany. \ No newline at end of file +\v 14 Fa hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina any avaratra kosa izy ireo, ary hiara-hambabo ny vahoaka any antsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba izy ireo, ary hankatoa azy ireo ny vahoakan'i Amona. \v 15 Hamotika tanteraka any sakeli-dRanomasin'i Egypta i Yaveh. Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy ary hanasaraka izany ho sampana fito, ka afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany. \ No newline at end of file diff --git a/11/16.txt b/11/16.txt index 5dd40c6c..a5324526 100644 --- a/11/16.txt +++ b/11/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Hisy lalam-be ho an'ny sisa amin'ny vahoakany izay miverina avy any Asyria, toy ny ny nisian'izany ho an'Israely tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta. \ No newline at end of file +\v 16 Hisy lalam-be ho an'ny sisa amin'ny vahoakany izay miverina avy any Asyria, toy ny nisian'izany ho an'Israely tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 4242aacc..3f131018 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -52,9 +52,9 @@ "11-03", "11-06", "11-08", + "11-10", "11-12", "11-14", - "11-16", "28-title", "28-01", "28-03",