auto save
This commit is contained in:
parent
a302210ac7
commit
a1fcab3b23
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Ary amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany maatetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany.
|
||||
\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany, amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Ary amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany maatetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany.
|
Loading…
Reference in New Issue