From a1fcab3b2351fdb69031b7c038a292bce60d7b38 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 11 Apr 2019 17:55:41 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 27/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/27/01.txt b/27/01.txt index 1f1f012b..68abc990 100644 --- a/27/01.txt +++ b/27/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Ary amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany maatetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany. \ No newline at end of file +\v 1 Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany, amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. \v 2 Ary amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. \v 3 "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany maatetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy misy afaka manimba izany. \ No newline at end of file