auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-04-13 05:01:05 +08:00 committed by root
parent e8317adea7
commit 9c6b9c3378
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
"Oh, raha midina avya any an-danitra Ianao! Dia tokony hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, tahaka ny afo mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa tokony ho fantatra amin;ireo fahavalonao ny ananranao, fa tokony hangovitra eo anatrehanao ny firenena!
\v 1 \v 2 "Endrey, raha manasaraka ny lanitra Ianao ka mivi! Dia tokony hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, tahaka ny afo mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa tokony ho fantatra amin;ireo fahavalonao ny ananranao, fa tokony hangovitra eo anatrehanao ny firenena!

View File

@ -1 +1 @@
Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nekenay ianao, dia midina ianao, ary mangovitra eo anatrehanao ny tendrombohitra. Hatramin'ny fotoana fahiny dia tsy nisy izay nahalala na nahafantatra, na maso nahita Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy.
\v 3 \v 4 Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nekenay ianao, dia midina ianao, ary mangovitra eo anatrehanao ny tendrombohitra. Hatramin'ny fotoana fahiny dia tsy nisy izay nahalala na nahafantatra, na maso nahita Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy.

View File

@ -1 +1 @@
Tonga tany karakaina ny tanananao masina; tonga tany karakaina i Ziona, toka-monina i Jerosalema. Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia rava.
Tonga tany karakaina ny tanananao masina; tonga tany karakaina i Ziona, toka-monina i Jerosalema. Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia rava. Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no hitazomanao fahanginana ka hanohizanao hampahamenatra anay?"