From 9c6b9c3378caae2bcb921ada1235b9cad4bea6c3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 13 Apr 2019 05:01:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 64/01.txt | 2 +- 64/03.txt | 2 +- 64/10.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/64/01.txt b/64/01.txt index 9215b903..8e80d0c6 100644 --- a/64/01.txt +++ b/64/01.txt @@ -1 +1 @@ -"Oh, raha midina avya any an-danitra Ianao! Dia tokony hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, tahaka ny afo mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa tokony ho fantatra amin;ireo fahavalonao ny ananranao, fa tokony hangovitra eo anatrehanao ny firenena! \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 "Endrey, raha manasaraka ny lanitra Ianao ka mivi! Dia tokony hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, tahaka ny afo mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa tokony ho fantatra amin;ireo fahavalonao ny ananranao, fa tokony hangovitra eo anatrehanao ny firenena! \ No newline at end of file diff --git a/64/03.txt b/64/03.txt index 56875250..433e999c 100644 --- a/64/03.txt +++ b/64/03.txt @@ -1 +1 @@ -Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nekenay ianao, dia midina ianao, ary mangovitra eo anatrehanao ny tendrombohitra. Hatramin'ny fotoana fahiny dia tsy nisy izay nahalala na nahafantatra, na maso nahita Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nekenay ianao, dia midina ianao, ary mangovitra eo anatrehanao ny tendrombohitra. Hatramin'ny fotoana fahiny dia tsy nisy izay nahalala na nahafantatra, na maso nahita Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy. \ No newline at end of file diff --git a/64/10.txt b/64/10.txt index 165f0914..0d0ebb71 100644 --- a/64/10.txt +++ b/64/10.txt @@ -1 +1 @@ -Tonga tany karakaina ny tanananao masina; tonga tany karakaina i Ziona, toka-monina i Jerosalema. Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia rava. \ No newline at end of file +Tonga tany karakaina ny tanananao masina; tonga tany karakaina i Ziona, toka-monina i Jerosalema. Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia rava. Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no hitazomanao fahanginana ka hanohizanao hampahamenatra anay?" \ No newline at end of file