Sat Apr 13 2019 11:15:45 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 11:15:45 +03:00
parent c4e8e75721
commit 9a04c2a651
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 53 \v 1 Iza no nino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.
\c 53 \v 1 Iza no nino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy nisy hatsarana manintona antsika teny.