diff --git a/53/01.txt b/53/01.txt index 66c83b21..7c201c6c 100644 --- a/53/01.txt +++ b/53/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 53 \v 1 Iza no nino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika. \ No newline at end of file +\c 53 \v 1 Iza no nino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy nisy hatsarana manintona antsika teny. \ No newline at end of file