auto save
This commit is contained in:
parent
75ce77712e
commit
876ea91bec
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary Eliakima zanaka lahin'i Hilkia, sy Sebna, ary Jo niteny tamin'ny lehibe manam-pahefana hoe: "Miangavy mba teneno amin'ireo mpanomponao amin'ny fiteny Arameana, Aramaika, mba hahazoanay izany. Aza miresaka aminay amin'ny fitenin'i Joda eo an-tsoin'ireo vahoaka izay ao amin'ny manda." Fa hoy ny lehibe manam-pahefana: "Moa nandefa ahy mba hiteny ireo teny ireo ho any amin'ny tomponao sy ho any aminao ve ny tompoko? Tsy nandefa ahy ho any amin'ireo lehilahy izay mipetraka eo amin'ny manda izy, izay hihinana
|
||||
Ary Eliakima zanaka lahin'i Hilkia, sy Sebna, ary Jo niteny tamin'ny lehibe manam-pahefana hoe: "Miangavy mba teneno amin'ireo mpanomponao amin'ny fiteny Arameana, Aramaika, mba hahazoanay izany. Aza miresaka aminay amin'ny fitenin'i Joda eo an-tsoin'ireo vahoaka izay ao amin'ny manda." Fa hoy ny lehibe manam-pahefana: "Moa nandefa ahy mba hiteny ireo teny ireo ho any amin'ny tomponao sy ho any aminao ve ny tompoko? Tsy nandefa ahy ho any amin'ireo lehilahy izay mipetraka eo amin'ny manda izy, izay hihinana ny malotony sy hisotro ny amaniny miaraka aminao?"
|
Loading…
Reference in New Issue