auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 08:41:47 -04:00 committed by root
parent 492fa56f85
commit 75ce77712e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Eliakima zanaka lahin'i Hilkia, sy Sebna, ary Jo niteny tamin'ny lehibe manam-pahefana hoe: "Miangavy mba teneno amin'ireo mpanomponao amin'ny fiteny Arameana, Aramaika, mba hahazoanay izany. Aza miresaka aminay amin'ny fitenin'i Joda eo an-tsoin'ireo vahoaka izay ao amin'ny manda." Fa hoy ny lehibe manam-pahefana: "Moa nandefa ahy mba hiteny ireo teny ireo ho any amin'ny tomponao sy ho any aminao ve ny tompoko?
Ary Eliakima zanaka lahin'i Hilkia, sy Sebna, ary Jo niteny tamin'ny lehibe manam-pahefana hoe: "Miangavy mba teneno amin'ireo mpanomponao amin'ny fiteny Arameana, Aramaika, mba hahazoanay izany. Aza miresaka aminay amin'ny fitenin'i Joda eo an-tsoin'ireo vahoaka izay ao amin'ny manda." Fa hoy ny lehibe manam-pahefana: "Moa nandefa ahy mba hiteny ireo teny ireo ho any amin'ny tomponao sy ho any aminao ve ny tompoko? Tsy nandefa ahy ho any amin'ireo lehilahy izay mipetraka eo amin'ny manda izy, izay hihinana