Fri Apr 12 2019 09:48:50 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 09:48:50 +03:00
parent 1aeee396d4
commit 86dd5a1181
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Rehefa nahavita ny asany teo amin'ny Tendrombohitra Ziona sy tao Jerosalema ny Tompo, dia hanasazy ny tenin'ny fo miavonavon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny fijery feno avonavony Aho. \v 13 Fa izy niteny hoe: "Amin'ny alalan'ny tanjako sy ny fahendreko no hiasako." Nahatakatra aho, ary efa nanala ny fefin'ireo vahoaka aho. Efa nangalariko ny haren'izy ireo, ary tahaka ny ombilahy no nampidinako ireo mponina. \v 12 Rehefa nahavita ny asany teo amin'ny Tendrombohitra Ziona sy tao Jerosalema ny Tompo, dia hanasazy ny tenin'ny fo miavonavon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny fijery feno avonavony Aho. \v 13 Fa izy niteny hoe: "Amin'ny alalan'ny tanjako sy ny fahendreko no hiasako." Nahatakatra aho, ary efa nanala ny fefin'ireo vahoaka. Efa nangalariko ny haren'izy ireo, ary tahaka ny ombilahy no nampidinako ireo mponina.