From 86dd5a118192b87ea78747e6b42cfe8f30a4571b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 12 Apr 2019 09:48:50 +0300 Subject: [PATCH] Fri Apr 12 2019 09:48:50 GMT+0300 (Russie TZ 2) --- 10/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/12.txt b/10/12.txt index 224ad96a..952e10c5 100644 --- a/10/12.txt +++ b/10/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Rehefa nahavita ny asany teo amin'ny Tendrombohitra Ziona sy tao Jerosalema ny Tompo, dia hanasazy ny tenin'ny fo miavonavon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny fijery feno avonavony Aho. \v 13 Fa izy niteny hoe: "Amin'ny alalan'ny tanjako sy ny fahendreko no hiasako." Nahatakatra aho, ary efa nanala ny fefin'ireo vahoaka aho. Efa nangalariko ny haren'izy ireo, ary tahaka ny ombilahy no nampidinako ireo mponina. \ No newline at end of file +\v 12 Rehefa nahavita ny asany teo amin'ny Tendrombohitra Ziona sy tao Jerosalema ny Tompo, dia hanasazy ny tenin'ny fo miavonavon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny fijery feno avonavony Aho. \v 13 Fa izy niteny hoe: "Amin'ny alalan'ny tanjako sy ny fahendreko no hiasako." Nahatakatra aho, ary efa nanala ny fefin'ireo vahoaka. Efa nangalariko ny haren'izy ireo, ary tahaka ny ombilahy no nampidinako ireo mponina. \ No newline at end of file