Sun Apr 14 2019 10:42:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 10:42:50 +03:00
parent 59ba2c38e6
commit 8698adcb3c
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Hanangana indray ireo rava taloha izy ireo; hamerina indray ireo fandravana teo aloha izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinao ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanao sy ny tanim-boalobokao.
\v 4 Hanangana indray ireo rava taloha izy ireo; hamerina indray ireo fandravana teo aloha izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinareo ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia fitsaràna, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo Aho. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh.
\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia fitsaràna, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh.

View File

@ -93,6 +93,7 @@
"61-01",
"61-02",
"61-03",
"61-04"
"61-04",
"61-06"
]
}