diff --git a/61/04.txt b/61/04.txt index 694ccbbc..69d7f142 100644 --- a/61/04.txt +++ b/61/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Hanangana indray ireo rava taloha izy ireo; hamerina indray ireo fandravana teo aloha izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinao ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanao sy ny tanim-boalobokao. \ No newline at end of file +\v 4 Hanangana indray ireo rava taloha izy ireo; hamerina indray ireo fandravana teo aloha izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinareo ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo. \ No newline at end of file diff --git a/61/08.txt b/61/08.txt index 8aba6025..93118161 100644 --- a/61/08.txt +++ b/61/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia fitsaràna, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo Aho. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh. \ No newline at end of file +\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia fitsaràna, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c678f24c..20cc27ec 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -93,6 +93,7 @@ "61-01", "61-02", "61-03", - "61-04" + "61-04", + "61-06" ] } \ No newline at end of file