auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-11 04:31:10 -04:00 committed by root
parent 3a759f2047
commit 7e69df8229
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany, eny fa na ho faty aza ianareo," hoy Yaveh Tompon'ny maro.

1
22/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro, nilaza izao: "Mandehana mankany amin'ny mpandrahar