auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-11 04:31:10 -04:00 committed by root
parent 6871a402e8
commit 3a759f2047
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Eny tokoa fa tsy havela izany