auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD005 2019-04-13 09:51:05 -04:00 committed by root
parent ed7103e210
commit 79ceca2baa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Havela ho an'ny voron'ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin'ny tany koa izy ireo. Handany fahavaratra a ireo ny vorona, ary ireo biby manan'aina rehetra dia hanao ririnina any amin'izy ireo." \v 7 Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam-boninahitra an'i Yaveh Tompon'ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama, avy amin'ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy voahitsaka, ireo tany izay nosarahan'ny ony, ao amin'ny toeran'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro, hatrany amin'ny tendrombohitra Ziona.
\v 6 Havela ho an'ny voron'ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin'ny tany koa izy ireo. Handany fahavaratra amin'izy ireo ny vorona, ary ireo biby manan'aina rehetra dia handany ririnina amin'izy ireo." \v 7 Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam-boninahitra an'i Yaveh Tompon'ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama, avy amin'ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy voahitsaka, ireo izay nosarahan'ny ony ny taniny, ao amin'ny toeran'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro, hatrany amin'ny tendrombohitra Ziona.