auto save
This commit is contained in:
parent
dad8c5b250
commit
ed7103e210
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 Hafoy avokoa izy ireo ho an'ny voron'ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin'ny tany. Hanao fahavaratra any amin'izy ireo ny vorona, ary ireo biby manan'aina rehetra dia hanao ririnina any amin'izy ireo." \v 7 Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam-boninahitra an'i Yaveh Tompon'ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama, avy amin'ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy voahitsaka, ireo tany izay nosarahan'ny ony, ao amin'ny toeran'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro, hatrany amin'ny tendrombohitra Ziona.
|
||||
\v 6 Havela ho an'ny voron'ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin'ny tany koa izy ireo. Handany fahavaratra a ireo ny vorona, ary ireo biby manan'aina rehetra dia hanao ririnina any amin'izy ireo." \v 7 Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam-boninahitra an'i Yaveh Tompon'ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama, avy amin'ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky, firenena matanjaka sy voahitsaka, ireo tany izay nosarahan'ny ony, ao amin'ny toeran'ny anaran'i Yaveh Tompon'ny maro, hatrany amin'ny tendrombohitra Ziona.
|
Loading…
Reference in New Issue