Update '09/04.txt'

Changed text based upon email from Rija Andriatiana R. <rijamadagascarmission@yahoo.com>
This commit is contained in:
jdwood 2020-12-29 13:34:52 +00:00
parent 9305935033
commit 3ac7782568
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Horohoro, ny lavaka, ary ny fandrika dia ho eo aminareo, mponin'ny tany. \v 18 Izy izay nandositra ny feon'ny horohoro dia hianjera anatin'ny lavaka, ary izy izay miakatra mivoaka teo afovoan'ny lavaka dia ho azon'ny fandrika. Ho sokafana ny varavarankelin'ny lanitra, ary ny fototrin'ny tany hihozongozona.
\v 4 Notorotoroinao toy ny taminny andronny Midiana ny zioga mavesany, ny andry teo an-tsorony, ny tsorakazonny mpampahory azy. \v 5 Fa ny kiraro rehetra izay manitsaka eo aminny fikorontanana sy ireo akanjo mihoson-drà, dia ho dorana, atao solika ho anny afo.