From 3ac778256863cef8e94da71eaa1649a577cfd23f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: jdwood Date: Tue, 29 Dec 2020 13:34:52 +0000 Subject: [PATCH] Update '09/04.txt' Changed text based upon email from Rija Andriatiana R. --- 09/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/04.txt b/09/04.txt index 09dd4b0b..30d3e798 100644 --- a/09/04.txt +++ b/09/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Horohoro, ny lavaka, ary ny fandrika dia ho eo aminareo, mponin'ny tany. \v 18 Izy izay nandositra ny feon'ny horohoro dia hianjera anatin'ny lavaka, ary izy izay miakatra mivoaka teo afovoan'ny lavaka dia ho azon'ny fandrika. Ho sokafana ny varavarankelin'ny lanitra, ary ny fototrin'ny tany hihozongozona. \ No newline at end of file +\v 4 Notorotoroinao toy ny tamin’ny andron’ny Midiana ny zioga mavesany, ny andry teo an-tsorony, ny tsorakazon’ny mpampahory azy. \v 5 Fa ny kiraro rehetra izay manitsaka eo amin’ny fikorontanana sy ireo akanjo mihoson-drà, dia ho dorana, atao solika ho an’ny afo. \ No newline at end of file