Wed Apr 10 2019 18:26:30 GMT+0100 (GMT (heure d’été))
This commit is contained in:
parent
ced6ec7d23
commit
30e9cf11c2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Lazao ny olo-marina fa tsy haninona, fa hihinana ny vokatry ny asany izy ireo. \v 11 Loza ho an'ny ratsy fanahy! Fa ho rasty ny hanjo azy, fa ny valin'asan'ny tanany dia vitaina aminy. \v 12 Ry oloko—ankizy no mpampahory azy ireo, ary vehivavy no manjaka eo aminy. Ry oloko, ireo izay mitarika anareo dia mamily lalana anareo ary mampisafotofoto ny lalan-kizoranareo.
|
||||
\v 10 Lazao ny olo-marina fa tsy haninona, fa hihinana ny vokatry ny asany izy ireo. \v 11 Loza ho an'ny ratsy fanahy! Fa ho rasty ny hanjo azy, fa ny valin'ny asan'ny tanany dia vitaina aminy. \v 12 Ry oloko—ankizy no mpampahory azy ireo, ary vehivavy no manjaka eo aminy. Ry oloko, ireo izay mitarika anareo dia mamily lalana anareo ary mampisafotofoto ny lalan-kizoranareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 \v 15 Mitsangana nohon'ny fiampangana Yavh, mitsangana hiampanga ny olona izy. Ho avy amin'ny fitsarana anohitra ireo lohlon'ny olony sy ireo mpitariny Izy: "Namotika ny tanim-boaloboka ianareo; ao an-tranonareo izay voaroba avy tamin'ny mahantra. Nahoana ianareo no manorotoro ny oloko ary manosiosy ny tavan'ny mahantra?" Izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro.
|
||||
\v 13 Mitsangana nohon'ny fiampangana Yaveh, mitsangana hiampanga ny olona izy. \v 14 Ho avy amin'ny fitsarana hanohitra ireo loholon'ny olony sy ireo mpitariny Izy: "Namotika ny tanim-boaloboka ianareo; ao an-tranonareo izay voaroba avy tamin'ny mahantra. \v 15 Nahoana ianareo no manorotoro ny oloko ary manosiosy ny tavan'ny mahantra?" Izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro.
|
|
@ -40,6 +40,7 @@
|
|||
"03-01",
|
||||
"03-04",
|
||||
"03-06",
|
||||
"03-08"
|
||||
"03-08",
|
||||
"03-10"
|
||||
]
|
||||
}
|
Loading…
Reference in New Issue