Wed Apr 10 2019 18:24:30 GMT+0100 (GMT (heure d’été))
This commit is contained in:
parent
32fc80d4dd
commit
ced6ec7d23
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 9 Fa lavo Jerosalema, ary nianjera i Joda, satria manohitra an'i Yaveh ny fiteniny sy ny asany, mihantsy ny mason'ny voninahiny. NY fijerin'ny tavany dia vavolombelona miampanga azy; ary ambaran'isy ireo tahaka an'i Sodoma ny fahotany; tsy mba hafeniny izany. Loza ho azy ireny! Fa nahatanteraka loza be ho azy ireo ihany izy.
|
||||
\v 8 Fa lavo Jerosalema, ary nianjera i Joda, satria manohitra an'i Yaveh ny fiteniny sy ny asany, mihantsy ny mason'ny voninahiny. \v 9 Ny fijerin'ny tavany dia vavolombelona miampanga azy ireo; ary ambaran'izy ireo tahaka an'i Sodoma ny fahotany; tsy mba hafeniny izany. Loza ho azy ireny! Fa nahatanteraka loza be ho azy ireo ihany izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 \v 12 Lazao ny olo-marina fa tsy haninona, fa hihinana ny vokatry ny asany izy ireo. Loza ho an'ny ratsy fanahy! Fa ho rasty ny hanjo azy, fa ny valin'asan'ny tanany dia vitaina aminy. Ry oloko—ankizy no mpampahory azy ireo, ary vehivavy no manjaka eo aminy. Ry oloko, ireo izay mitarika anareo dia mamily lalana anareo ary mampisafotofoto ny lalan-kizoranareo.
|
||||
\v 10 Lazao ny olo-marina fa tsy haninona, fa hihinana ny vokatry ny asany izy ireo. \v 11 Loza ho an'ny ratsy fanahy! Fa ho rasty ny hanjo azy, fa ny valin'asan'ny tanany dia vitaina aminy. \v 12 Ry oloko—ankizy no mpampahory azy ireo, ary vehivavy no manjaka eo aminy. Ry oloko, ireo izay mitarika anareo dia mamily lalana anareo ary mampisafotofoto ny lalan-kizoranareo.
|
|
@ -38,6 +38,8 @@
|
|||
"finished_chunks": [
|
||||
"03-title",
|
||||
"03-01",
|
||||
"03-04"
|
||||
"03-04",
|
||||
"03-06",
|
||||
"03-08"
|
||||
]
|
||||
}
|
Loading…
Reference in New Issue