auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-17 09:20:52 +13:00 committed by root
parent b2f92ed76d
commit 30bb880538
8 changed files with 8 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Lozan'i Ariela, Ariela, ilay tanAna nitobian'i Davida! Ampio taona ny taona; aoka hitsingeringerina ny andro firavoravoana. Fa hamahy rano an'i Ariela Aho, ka hihisaona sy hitomany izy; ary ho tahaka an'i Ariela izy amiko.
\v 1 \v 2 Lozan'i Ariela, Ariela, ilay tanAna nitobian'i Davida! Ampio taona ny taona; aoka hitsingeringerina ny andro firavoravoana. Fa hamahy rano an'i Ariela Aho, ka hihisaona sy hitomany izy; ary ho tahaka an'i Ariela izy amiko.

View File

@ -1 +1 @@
Hitoby manodidina anao Aho ary hametraka fahirano hanemitra anao, ary hanangana manda hanohitra anao Aho. Haetry ianao ka hiteny amin'ny tany; ho ao amin'ny vovoka ny teninao. Ho tahaka ny angatra mivoaka ao amin'ny tany ny feonao, ary ny feonao dia halefaka tokoa avy ao amin'ny vovoka.
\v 3 \v 4 Hitoby manodidina anao Aho ary hametraka fahirano hanemitra anao, ary hanangana manda hanohitra anao Aho. Haetry ianao ka hiteny amin'ny tany; ho ao amin'ny vovoka ny teninao. Ho tahaka ny angatra mivoaka ao amin'ny tany ny feonao, ary ny feonao dia halefaka tokoa avy ao amin'ny vovoka.

View File

@ -1 +1 @@
Ireo andian-jiolahy mpanafika anao dia ho tahaka ny vovoka madinika, ary ireo izay masiaka ho tahaka ny akofa izay levona. Hiseho tampoka izany, ao anatin'ny fotoana fohy. Ho avy ao aminao miaraka amin'ny kotrok'orana, horohoron-tany, tabatabata be, miaraka amin'ny rivo-mahery sy tafio-drivotra,ary lelan'ny afo mandevona i Yaveh.
\v 5 \v 6 Ireo andian-jiolahy mpanafika anao dia ho tahaka ny vovoka madinika, ary ireo izay masiaka ho tahaka ny akofa izay levona. Hiseho tampoka izany, ao anatin'ny fotoana fohy. Ho avy ao aminao miaraka amin'ny kotrok'orana, horohoron-tany, tabatabata be, miaraka amin'ny rivo-mahery sy tafio-drivotra,ary lelan'ny afo mandevona i Yaveh.

View File

@ -1 +1 @@
Ho tahaka ny nofy izany, fahitan'ny alina: Ny andian-jiolahin' ny firenena rehetra hiady hanohitra an'i Ariela sy ny fiarovana mafiny. Hanafika azy ny fanamafisany mba hanery azy. Ho tahaka ny lehilahy noana izay manonofy mihinana, kanefa rehefa mifoha izy dia foana ny kibony. Ho tahaka ny olona mangetaheta manonofy misotro, kanefa rehefa mifoha izy dia reraka, arahina hetaheta. Eny, tahaka ny firenena lehibe izay miady hanohitra an'i Tendrombohitra Ziona.
\v 7 \v 8 Ho tahaka ny nofy izany, fahitan'ny alina: Ny andian-jiolahin' ny firenena rehetra hiady hanohitra an'i Ariela sy ny fiarovana mafiny. Hanafika azy ny fanamafisany mba hanery azy. Ho tahaka ny lehilahy noana izay manonofy mihinana, kanefa rehefa mifoha izy dia foana ny kibony. Ho tahaka ny olona mangetaheta manonofy misotro, kanefa rehefa mifoha izy dia reraka, arahina hetaheta. Eny, tahaka ny firenena lehibe izay miady hanohitra an'i Tendrombohitra Ziona.

View File

@ -1 +1 @@
Ataovy talanjona ny tenanao ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminao.Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita.
\v 9 \v 10 Ataovy talanjona ny tenanao ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminao.Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita.

View File

@ -1 +1 @@
Ireo fanambarana rehetra taminareo dia efa tahaka ny soratra ao amin'ny boky izay voatombo-kase, izay mety homen'ny olona ilay iray izay nianatra, ka hatao hoe: "Vakio ity." Izy koa dia hanao hoe: "Tsy haiko, satria voatombo-kase ity." Raha omena ny iray izay tsy mahay mamaky ilay boky, ka hatao hoe: "Vakio ity," dia izy hanao hoe: "Tsy mahay mamaky aho."
\v 11 \v 12 Ireo fanambarana rehetra taminareo dia efa tahaka ny soratra ao amin'ny boky izay voatombo-kase, izay mety homen'ny olona ilay iray izay nianatra, ka hatao hoe: "Vakio ity." Izy koa dia hanao hoe: "Tsy haiko, satria voatombo-kase ity." Raha omena ny iray izay tsy mahay mamaky ilay boky, ka hatao hoe: "Vakio ity," dia izy hanao hoe: "Tsy mahay mamaky aho."

View File

@ -1 +1 @@
Vetivety monja dia tonga ho saha mahavokatra i Libanona ary ny saha ho ala. Amin'izany andro izany dia hahare ny tenin'ny boky ny marenina, ary ny mason'ny jamba dia hahita ao an-davaky ny haizina. Ny ory dia hiravo ao amin'i Yaveh indray, ary ny mahantra eo ami'ireo olona dia hiravo ao amin'ilay Iray Masin'ny Israely.
\v 17 \v 18 \v 19 Vetivety monja dia tonga ho saha mahavokatra i Libanona ary ny saha ho ala. Amin'izany andro izany dia hahare ny tenin'ny boky ny marenina, ary ny mason'ny jamba dia hahita ao an-davaky ny haizina. Ny ory dia hiravo ao amin'i Yaveh indray, ary ny mahantra eo ami'ireo olona dia hiravo ao amin'ilay Iray Masin'ny Israely.

View File

@ -1 +1 @@
Fa ireo masiaka dia hitsahatra, ary ireo mpaniratsira dia hanjavona. Ireo izay tia manao ratsy dia hofoanana, amin'ny sabatra no hanalana ny olona amin'ny mpanao ratsy. Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana.
\v 20 \v 21 Fa ireo masiaka dia hitsahatra, ary ireo mpaniratsira dia hanjavona. Ireo izay tia manao ratsy dia hofoanana, amin'ny sabatra no hanalana ny olona amin'ny mpanao ratsy. Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana.