From 30bb880538bb005c066df9db0e3a6536e2303690 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD012 <> Date: Wed, 17 Apr 2019 09:20:52 +1300 Subject: [PATCH] auto save --- 29/01.txt | 2 +- 29/03.txt | 2 +- 29/05.txt | 2 +- 29/07.txt | 2 +- 29/09.txt | 2 +- 29/11.txt | 2 +- 29/17.txt | 2 +- 29/20.txt | 2 +- 8 files changed, 8 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/29/01.txt b/29/01.txt index 6cf133c6..5da8657d 100644 --- a/29/01.txt +++ b/29/01.txt @@ -1 +1 @@ -Lozan'i Ariela, Ariela, ilay tanAna nitobian'i Davida! Ampio taona ny taona; aoka hitsingeringerina ny andro firavoravoana. Fa hamahy rano an'i Ariela Aho, ka hihisaona sy hitomany izy; ary ho tahaka an'i Ariela izy amiko. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Lozan'i Ariela, Ariela, ilay tanAna nitobian'i Davida! Ampio taona ny taona; aoka hitsingeringerina ny andro firavoravoana. Fa hamahy rano an'i Ariela Aho, ka hihisaona sy hitomany izy; ary ho tahaka an'i Ariela izy amiko. \ No newline at end of file diff --git a/29/03.txt b/29/03.txt index cdf93242..4ac5ab9b 100644 --- a/29/03.txt +++ b/29/03.txt @@ -1 +1 @@ -Hitoby manodidina anao Aho ary hametraka fahirano hanemitra anao, ary hanangana manda hanohitra anao Aho. Haetry ianao ka hiteny amin'ny tany; ho ao amin'ny vovoka ny teninao. Ho tahaka ny angatra mivoaka ao amin'ny tany ny feonao, ary ny feonao dia halefaka tokoa avy ao amin'ny vovoka. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Hitoby manodidina anao Aho ary hametraka fahirano hanemitra anao, ary hanangana manda hanohitra anao Aho. Haetry ianao ka hiteny amin'ny tany; ho ao amin'ny vovoka ny teninao. Ho tahaka ny angatra mivoaka ao amin'ny tany ny feonao, ary ny feonao dia halefaka tokoa avy ao amin'ny vovoka. \ No newline at end of file diff --git a/29/05.txt b/29/05.txt index 2380512c..0b47488f 100644 --- a/29/05.txt +++ b/29/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ireo andian-jiolahy mpanafika anao dia ho tahaka ny vovoka madinika, ary ireo izay masiaka ho tahaka ny akofa izay levona. Hiseho tampoka izany, ao anatin'ny fotoana fohy. Ho avy ao aminao miaraka amin'ny kotrok'orana, horohoron-tany, tabatabata be, miaraka amin'ny rivo-mahery sy tafio-drivotra,ary lelan'ny afo mandevona i Yaveh. \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 Ireo andian-jiolahy mpanafika anao dia ho tahaka ny vovoka madinika, ary ireo izay masiaka ho tahaka ny akofa izay levona. Hiseho tampoka izany, ao anatin'ny fotoana fohy. Ho avy ao aminao miaraka amin'ny kotrok'orana, horohoron-tany, tabatabata be, miaraka amin'ny rivo-mahery sy tafio-drivotra,ary lelan'ny afo mandevona i Yaveh. \ No newline at end of file diff --git a/29/07.txt b/29/07.txt index 73010205..a1a3b75f 100644 --- a/29/07.txt +++ b/29/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ho tahaka ny nofy izany, fahitan'ny alina: Ny andian-jiolahin' ny firenena rehetra hiady hanohitra an'i Ariela sy ny fiarovana mafiny. Hanafika azy ny fanamafisany mba hanery azy. Ho tahaka ny lehilahy noana izay manonofy mihinana, kanefa rehefa mifoha izy dia foana ny kibony. Ho tahaka ny olona mangetaheta manonofy misotro, kanefa rehefa mifoha izy dia reraka, arahina hetaheta. Eny, tahaka ny firenena lehibe izay miady hanohitra an'i Tendrombohitra Ziona. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Ho tahaka ny nofy izany, fahitan'ny alina: Ny andian-jiolahin' ny firenena rehetra hiady hanohitra an'i Ariela sy ny fiarovana mafiny. Hanafika azy ny fanamafisany mba hanery azy. Ho tahaka ny lehilahy noana izay manonofy mihinana, kanefa rehefa mifoha izy dia foana ny kibony. Ho tahaka ny olona mangetaheta manonofy misotro, kanefa rehefa mifoha izy dia reraka, arahina hetaheta. Eny, tahaka ny firenena lehibe izay miady hanohitra an'i Tendrombohitra Ziona. \ No newline at end of file diff --git a/29/09.txt b/29/09.txt index 9c07571c..364728f0 100644 --- a/29/09.txt +++ b/29/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ataovy talanjona ny tenanao ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminao.Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Ataovy talanjona ny tenanao ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminao.Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita. \ No newline at end of file diff --git a/29/11.txt b/29/11.txt index 709e2b0d..10fef0dc 100644 --- a/29/11.txt +++ b/29/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ireo fanambarana rehetra taminareo dia efa tahaka ny soratra ao amin'ny boky izay voatombo-kase, izay mety homen'ny olona ilay iray izay nianatra, ka hatao hoe: "Vakio ity." Izy koa dia hanao hoe: "Tsy haiko, satria voatombo-kase ity." Raha omena ny iray izay tsy mahay mamaky ilay boky, ka hatao hoe: "Vakio ity," dia izy hanao hoe: "Tsy mahay mamaky aho." \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Ireo fanambarana rehetra taminareo dia efa tahaka ny soratra ao amin'ny boky izay voatombo-kase, izay mety homen'ny olona ilay iray izay nianatra, ka hatao hoe: "Vakio ity." Izy koa dia hanao hoe: "Tsy haiko, satria voatombo-kase ity." Raha omena ny iray izay tsy mahay mamaky ilay boky, ka hatao hoe: "Vakio ity," dia izy hanao hoe: "Tsy mahay mamaky aho." \ No newline at end of file diff --git a/29/17.txt b/29/17.txt index 06f9ae4d..2386f818 100644 --- a/29/17.txt +++ b/29/17.txt @@ -1 +1 @@ -Vetivety monja dia tonga ho saha mahavokatra i Libanona ary ny saha ho ala. Amin'izany andro izany dia hahare ny tenin'ny boky ny marenina, ary ny mason'ny jamba dia hahita ao an-davaky ny haizina. Ny ory dia hiravo ao amin'i Yaveh indray, ary ny mahantra eo ami'ireo olona dia hiravo ao amin'ilay Iray Masin'ny Israely. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Vetivety monja dia tonga ho saha mahavokatra i Libanona ary ny saha ho ala. Amin'izany andro izany dia hahare ny tenin'ny boky ny marenina, ary ny mason'ny jamba dia hahita ao an-davaky ny haizina. Ny ory dia hiravo ao amin'i Yaveh indray, ary ny mahantra eo ami'ireo olona dia hiravo ao amin'ilay Iray Masin'ny Israely. \ No newline at end of file diff --git a/29/20.txt b/29/20.txt index cd347e39..0c40d39a 100644 --- a/29/20.txt +++ b/29/20.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ireo masiaka dia hitsahatra, ary ireo mpaniratsira dia hanjavona. Ireo izay tia manao ratsy dia hofoanana, amin'ny sabatra no hanalana ny olona amin'ny mpanao ratsy. Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Fa ireo masiaka dia hitsahatra, ary ireo mpaniratsira dia hanjavona. Ireo izay tia manao ratsy dia hofoanana, amin'ny sabatra no hanalana ny olona amin'ny mpanao ratsy. Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana. \ No newline at end of file