auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 08:41:47 -04:00 committed by root
parent 03762426a0
commit 119e8e81c2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Indro, mahatoky an'i Egypta ianao, izay volotara misintaka izay ampiasainao tahaka ny mpiasa mandeha, fa rehefa ianteheran'olona iray amin'izany, dia hifikitra amin'ny tanany izany ka handefona izany. Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin'ny olona izay mahatoky azy. Fa raha miteny amiko ianao hoe: "Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay," tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia, ary niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe: "
\v 6 \v 7 Indro, mahatoky an'i Egypta ianao, izay volotara misintaka izay ampiasainao tahaka ny mpiasa mandeha, fa rehefa ianteheran'olona iray amin'izany, dia hifikitra amin'ny tanany izany ka handefona izany. Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin'ny olona izay mahatoky azy. Fa raha miteny amiko ianao hoe: "Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay," tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia, ary niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe: "Miankohofa eo anoloan'ity alitara any Jerosalema ity"?

1
36/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ankehitriny koa, Maniry ny hanao fanomezana tsara ho anao avy amin'ny mpanjakan'i Aseria aho. Haanome soavaly roa arivo anao aho, raha