diff --git a/36/06.txt b/36/06.txt index 4e8221b2..029e7b81 100644 --- a/36/06.txt +++ b/36/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Indro, mahatoky an'i Egypta ianao, izay volotara misintaka izay ampiasainao tahaka ny mpiasa mandeha, fa rehefa ianteheran'olona iray amin'izany, dia hifikitra amin'ny tanany izany ka handefona izany. Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin'ny olona izay mahatoky azy. Fa raha miteny amiko ianao hoe: "Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay," tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia, ary niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe: " \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Indro, mahatoky an'i Egypta ianao, izay volotara misintaka izay ampiasainao tahaka ny mpiasa mandeha, fa rehefa ianteheran'olona iray amin'izany, dia hifikitra amin'ny tanany izany ka handefona izany. Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin'ny olona izay mahatoky azy. Fa raha miteny amiko ianao hoe: "Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay," tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia, ary niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe: "Miankohofa eo anoloan'ity alitara any Jerosalema ity"? \ No newline at end of file diff --git a/36/08.txt b/36/08.txt new file mode 100644 index 00000000..89efca1c --- /dev/null +++ b/36/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ankehitriny koa, Maniry ny hanao fanomezana tsara ho anao avy amin'ny mpanjakan'i Aseria aho. Haanome soavaly roa arivo anao aho, raha \ No newline at end of file