auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 09:51:45 -04:00 committed by root
parent 370e667229
commit 0f4d61bf05
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niteny tamin'izy ireo ny lehibe manam-pahefana hoe: "Lazao amin'i Hezekia fa ny mpanjaka lehibe, mpanjakan'i Aseria, dia miteny hoe: "Inona ny loharanon'ny tokinareo?" Tsy miteny afatsy teny tsy dia ilaina ianao, milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady. Ankehitriny amin'iza no itokianareo?
\v 4 \v 5 Niteny tamin'izy ireo ny lehibe manam-pahefana hoe: "Lazao amin'i Hezekia fa ny mpanjaka lehibe, mpanjakan'i Aseria, dia miteny hoe: "Inona ny loharanon'ny tokinareo?" Tsy miteny afatsy teny tsy dia ilaina ianao, milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady. Ankehitriny amin'iza no itokianareo? Iza no nankahery anareo hikomy hanohitra ahy?