diff --git a/36/04.txt b/36/04.txt index 8b0bff00..14e8c1ae 100644 --- a/36/04.txt +++ b/36/04.txt @@ -1 +1 @@ -Niteny tamin'izy ireo ny lehibe manam-pahefana hoe: "Lazao amin'i Hezekia fa ny mpanjaka lehibe, mpanjakan'i Aseria, dia miteny hoe: "Inona ny loharanon'ny tokinareo?" Tsy miteny afatsy teny tsy dia ilaina ianao, milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady. Ankehitriny amin'iza no itokianareo? \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 Niteny tamin'izy ireo ny lehibe manam-pahefana hoe: "Lazao amin'i Hezekia fa ny mpanjaka lehibe, mpanjakan'i Aseria, dia miteny hoe: "Inona ny loharanon'ny tokinareo?" Tsy miteny afatsy teny tsy dia ilaina ianao, milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady. Ankehitriny amin'iza no itokianareo? Iza no nankahery anareo hikomy hanohitra ahy? \ No newline at end of file